Culte les 1er, 3ème et 4ème dimanches à 15h
Lieu de culte: 14, Bd des Brosses 21000 Dijon
Pasteur: Hanta RAVELOARIMANGA
Fiombonana am-bavaka sy fandinihana Teny farany/ Dernière Cellule de prières et études bibliques
« Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy olona mitana fangady tarihina ary miherika ka miendrika ho ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.» Lioka 9 :62
« Jésus lui répondit: Quiconque met la main à la charrue, et regarde en arrière, n'est pas propre au royaume de Dieu.» Luc 9:62
Dernier rendez-vous de prière et études bibliques le jeudi 19h au 0972537815 ou 20h30 par Zoom.)
Ny Teny hanorenana izany (autour des textes suivants)
1 Mpanjaka (1 Rois) 19:16-21
Galatiana (Galates) 5:1,13-18
Lioka (Luc) 9:51-62
Shalom !
Lien fiangonana FPMA Dijon
ID de réunion : 871 310 0857
Code secret : 21000
ou
(sans mot de passe)
ANNONCES
Vendredi 04/07/25 au dimanche 06/07/25
RNSTK 2025 à REIMS
PROGRAMME :
https://stk.fpma.church/programme-rnstk-2025/
" Réveil et Modernisme "
Osée 4,6a. 5,4
Inscription : https://www.fifohazana-fpma.org/index.php/inscription-36eme-convention-annuelle
RY TANINDRAZANAY MALALA
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara soa,
Meva, kanto, tena tsara,
Toa tsy manam-paharoa.
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara soa,
Manan-karena ara-tantara,
Sakafo, hazo, vatosoa.
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara soa,
Lovan’ny atÿ amam-para,
Navelan’ireo teo aloha.
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara soa
Angamba ianao tsy mahalala,
Mijery anao mahavaky fo.
Ry tanindrazako malala,
Ry Madagasikarako,
Indrisy ratsy karakara,
Fahoriana no manjo.
Ry tanindrazako Malala,
Ry Madagasikarako,
Jerena toy ny lany zara,
Toa tsy hivakina loha.
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara voa,
Jereo mananika ny vala,
Ireo mpanango-tombontsoa
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara voa
Tompony kanefa tara,
Vahiny indray no lasa aloha
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara voa,
Nahoana ianao mizarazara,
Sy anjakan’ny lolom-po ?
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara voa,
Lasa tena mamanala,
Ilay fihavanana taloha.
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara voa,
Indrisy toa mifankahala,
Ireo vahoaka, ireo filoha.
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasika voa,
Toa mampisalasala,
Sao ianao hivaky roa.
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara voa
Fahantrana tsy mba miala,
Fandrobana maka zo
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara voa
Andriamanitra ambara,
Nefa manompo tompo roa
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara soa
Fotoana izao tsy mbola tara,
Ny varavarana mivoha
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara soa
Miverena k’aza miala,
Amin’Ilay Ray tsitoha
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara soa
Kristy no hikarakara,
F’aoka ianao ho tokam-po
Ry tanindrazanay malala,
Ry Madagasikara soa
Dia ho tonga soa aman-tsara,
Aminao ny indrafo
Pasitera Mioramalala R.
26/06/18
À Toi, Seigneur, la Terre entière,
Et tout ce qu’elle fait fleurir ;
Tu tiens les peuples en ta lumière,
Ton bras soutient leur devenir.
Madagascar, Ton île choisie,
Reçoit de Toi, grâce et faveur.
Que Ton amour l’illumine, emplie,
De paix, de force et de splendeur!
Mais sous le joug, le couteau sous la gorge,
Elle gémit, brisée, sans voix ;
Son sol pourtant de biens regorge,
Mais l’homme y pleure, privé de choix!
L’indépendance tant chantée,
N’est qu’un beau nom sans vérité,
Car par l’étranger, elle est exploitée,
Dans ses replis, les biens accaparés.
Seigneur Jésus, vois nos misères,
Nos cœurs errants, nos mains vides ;
Écoute un peuple en repentance sincère,
Et guéris ses plaies profondes, humides!
Inspire aussi nos dirigeants,
Qu’ils soient des guides éclairés,
Non pour leur gloire ou leurs talents,
Mais pour servir dans la vérité!
Alors l’île aux mille merveilles,
Chant’ra Ton Nom dans ses sommets,
Et sous les vents et le soleil,
Elle renaîtra dans Ta paix!
Bonne fête de l'indépendance
Dr Lalao
Contact : fpmadijon21@gmail.com
Lien vers radio VATSY : https://radio.mg/vatsy/
Lien vers la FPMA nationale : https://fpma.church/fpma/